---------- Forwarded message ----------
From:
Irzhy Ranaivoarivony <irzh...@gmail.com>
Date: 2012/6/4
Subject: Re: probleme zentyal
To: Ioniarimalala RAKOTONIRINA <
ioniar...@gasigasy.com>
miezaka b mintsy za tsy anao anzany satria efa bdb ny update nataoko tam 10.04 ka somary.... fa refa tena tsis solution d tsy maintsy hiditra amzay iany
2012/6/4 Ioniarimalala RAKOTONIRINA
<ioniar...@gasigasy.com>
hummm
Ary raha andramana amin'ny Zentyal ISO koa ve ny install dia manao ohatran'izany ihany ?
2012/6/4 Irzhy Ranaivoarivony
<irzh...@gmail.com>
nanao update za fa ts haiko in ny blem. carte atheros... natao ndiswrapper tamin ath9k sy zay ni-proposeny tao fa niseho amzay le icone am bare de tache fa tsy mety mi-connect mihintsy. VPN ihany no option omeny, afaka niditra ndray taminy connexion manager d nampidirina tao daholo ny info rehetra fa tsy mety connecte am wifi mintsy
2012/6/4 Ionrimalala RAKOTONIRINA
<ioniar...@gasigasy.com>
Mahagaga ahy indray rah izany.
Ary efa nandramana natao up ve lay carte wlan0 ?2012/6/4 Irzhy Ranaivoarivony
<irzh...@gmail.com>
ra kestion manipulation alo sarotra b no nisian`zany... install nataoko manko tam apt-get sous 10.04 rehefa vita d hanao install composante zentyal amzay d ok daholo alo teo. juste gateway iany no ni-installeko sy resaka hafa mety mampiasa surveillance reseau... tsy mbola nikitika config alo za talohan io fa nanao redemarrage d katso jiaby... tsis suite hatram zao... ni tenter iany fa reny am pj reny alo ny etape afaka natao... za nahita hoe ok ny config nefa tsy managed le wlan0. f aona?
2012/6/4 Ioniarimalala RAKOTONIRINA
<ioniar...@gasigasy.com>
Zavatra mhagaga anà aminaz zany ... sao dia nisy configuration de filtre na passerelle tsy mipasy ao ?
@+2012/6/4 Irzhy Ranaivoarivony
<irzh...@gmail.com>
manao ahoana
ity le msg av tao am fb miaraka am pj
somary misy olana kely ty tam resaka installation sy fampiasana ny zentyal http://www.zentyal.org/
.@ ubuntu 10.04. rehefa vita ny install dé nanao install composantes
vitsivitsy : moniteur de trafic, ... resaka mahakasika surveillance de
réseau sy ny bande passante...
Rehefa nanao redemarage av teo d tsy nandeha tsony ny wifi => tsis connexion internet tsony!!!!
Nanao recherche kely za am résolution fa tena ts tafavoaka mintsy, tsy
mbola tafaverina... ireto ny situation apré commande vitsivitsy: nataoko
piece jointe ao
Mila vonjy b mintsy amnio fa tena tsy mandé ny connexion ato
--
RAKOTONIRINA Ioniarimalala
Web Project Manager
GASIGASY PROJECT
--
RAKOTONIRINA Ioniarimalala
Web Project Manager
GASIGASY PROJECT
--
RAKOTONIRINA Ioniarimalala
Web Project Manager
GASIGASY PROJECT