MAIKA, alohalika ny ranom-bary.

31 views
Skip to first unread message

R. Tsiry

unread,
Jan 18, 2015, 12:57:02 AM1/18/15
to Jean Andrian, mad...@yahoogroupes.fr, R haj, sera...@yahoogroupes.fr, mik...@googlegroups.com, Monique Rakotoanosy


Manao ahoana O.

Azafady maniraka ireo manam-panahy rehetra ao Madagasikara.

Renay izao fa 100000 ariary no notakian'ny mpiasan'ny firaisana tamina malagasy teratany iray vao nety nanolo ny karampanondrony izy.

AZAFADY MBA ILAZAO NY MPITONDRA MALAGASY HIADY AMIN'NY KOLIKOLY SY RISORISO.
Tsy rariny izany, tsy mendrika ny fihavanana malagasy izany. Mijaly ny vahoaka
malagasy efa mahantra. Mampalahelo sy maha-menatra ny hanaovana ireo malagasy efa mahantra sy sahirana.
Misaotra
Tsiry



Jean Andrian

unread,
Jan 22, 2015, 9:48:43 PM1/22/15
to R haj, mad...@yahoogroupes.fr, serasera malagasy, mik...@googlegroups.com, Monique Rakotoanosy

Ho an'izay rehetra mbola jamba tsy mahatsapa fa mbola lavitra ny nofinofin'i MLK ary koa tsy mahatsiaro fa miray tolona amin'ny rahalahy satria maramara, indro misy lahatsoratra entina hampieritreritra fa tsy hoe variana "mi-demoniser"ny vozongo fotsiny izahay.


https://urldefense.proofpoint.com/v2/url?u=http-3A__wapo.st_1AMuuVB&d=AwICAg&c=1QsCMERiq7JOmEnKpsSyjg&r=gmf9-wfryKTN59KCJjDM3A&m=zNaAmz5A5NinRyyFWPUEQUIIKFAfEvGhPgXdPbgMESg&s=OlRUuxYTXqe_XCTCT5VF2xhW9P47W22q5PpLUITUDhc&e=

Heroin addiction sent me to prison. White privilege got me out and to the Ivy League. - The Washington Post
Second chances don’t come this easily to people of color.

R. Tsiry

unread,
Jan 25, 2015, 12:14:00 AM1/25/15
to Jean Andrian, R haj, mad...@yahoogroupes.fr, serasera malagasy, mik...@googlegroups.com, Monique Rakotoanosy

Salama daholo.

Ny malagasy rehetra tokony hidina eny an-dalam-be hanao fihetsiketsehana hanoherana ity ABERRATION fanaon'ny deputes sy ny fitondrana malagasy ity.

4x4 ho an'ny deputes ve no priority ao Madagasikara ?
Firenena efa mahatra io ve dia mbola toy izao foana no fomban'ny mpitondra ?
Ny vahoaka betsaka sady mahantra, ny asa tsy misy, ....
Ny olana tsy mbola voavaha betsaka,  

Potika mihintsy izao toe-tsaina ao Madagasikara izao ... Aiza ve ka olona nofidina hitondra vaha-olana indray ity no vao maika mampisy olana...

Maha-menatra.....tsy mety tonga saina mihintsy ny malagasy...

MIDINA ENY ANDALAMBE MITAKY NY RARINY.

fADIO NY MANDORONDORO...

mALAHELO SADY MENATRA AHO..


Tsiry

H.A.

unread,
Jan 25, 2015, 8:30:40 AM1/25/15
to R. Tsiry, Jean Andrian, R haj, mad...@yahoogroupes.fr, serasera malagasy, mik...@googlegroups.com, Monique Rakotoanosy
sali...
Tena mampalehelo tokoa...! fahantrana manangatra hita maso ...ny mpitondra malagasy tsy mahafantatra afa tsy ny fitiavan-kely sy ny fitiavan-tena.

Inona tokoa moa no valin'ny fanontaniana hoe atao inona ny 4/4? satria efa itapoko sy firenena ny OLANA fa mahantra: tsisy ny kilasy, tsisy ny hopitaly, tsisy ny fandrindrana ny fiterahana, ny asa, ny famokarana ary ny varotra, potika ny tontolo hiainana manodidina....izay ve dia ilana 4/4????? efa hita hatra izay izany!!! Ny vahaolana mbola tsisy nitsidika hatra izao....

Mety hisy any hiteny hoe: Malahelo hava-manana ianao raha mandA izao fitadiavana fanomezana fahafam-pO ny deputE izao...nefa dia tokony aseho fa tsy rariny! Etsy an-daniny, tsy fiara tena entina an-dalandratsy fa dia 4/4 DELUXE no tadidiaviny sasany hovidiana ho azy.

Ny zavatra azonao atao dia mampahalala ny mission diplomatique rehetra an-toerana naha dia efa fantany aza izao, dia ny mampahatsiahy azy hoe: AZA MISY MAMPINDRAM-BOLA io fitondrana io fa izao aza no anaovany ny volakely mba hananany? Misy ihany ireo firenena izay hafaka manao Lobby ary dia juste vola entin'ny fanjakana mihodina fotsiny sisa no omen'ny Bank iraisam-pirenena avy eo....

Ny bank tsy maintsy hampindrana, fa rehefa fenohinao izao toloko izao ny mail-ny ve tsy ho tonga saina ihany izy...
Siora aloha fa taibE izy ity hoy ny fitenenana izay...aza voany fotsiny!

Raiso ary ny mail-nao dia hamphalalao ny masoivoho rehetra Eh!!!???
rahajakely....

 





Jean Andrian

unread,
Jan 25, 2015, 6:13:59 PM1/25/15
to R haj, mad...@yahoogroupes.fr, R. Tsiry, serasera malagasy, mik...@googlegroups.com, Monique Rakotoanosy

Andriamatoa Tsiry


Lavitra amiko ny manohana ny fihetsiky ny depute kanefa tsy ianao ve no nanoratra teto hoe ampy izay ny fihetsiketsehana. Aiza ihany izy ity Andriamatoa 2021 ?


Amiko efa ela aho no tsy mankasitraka ny fihetsiketsehana eny an-dalambe satria ny fihetsiketsehana manolo depute mangataka 4X4 amin-na depute mangataka helikoptera. NY ala-olana angamba dia mba arosoy aloha kely ilay 2021 dia mba ento ny baolina raha tsy izany mantsy dia ho lasa fotsiny "armchair quarterback" ianareo sady amin'ny Alahady anie ny Super Bowl e. Jamba ny any an-tanana fa mila ny vision-nao ary tsara kokoa ilay izy raha tonga alohan'ny 2021.


Jaona


From: R. Tsiry <madagasc...@yahoo.com>
Sent: Sunday, January 25, 2015 12:11 AM
To: Jean Andrian; R haj; mad...@yahoogroupes.fr
Cc: serasera malagasy; mik...@googlegroups.com; Monique Rakotoanosy
Subject: 4x4 deputes, maha-menatra.
 

R. Tsiry

unread,
Jan 28, 2015, 7:44:47 PM1/28/15
to Jean Andrian, R haj, mad...@yahoogroupes.fr, serasera malagasy, mik...@googlegroups.com, Monique Rakotoanosy
 
 
Manao ahoana ahoana Jaona.
 
Tena tratranao indray aho tamin`ity. Marina ny anao fa ''diso'' aho.
 
Raha ny marina dia ilay fihetsiketsehana manongam-panjakana sy mandorondoro trano sy business no tsy tiako hataon`ny malagasy intsony.
 
Ny mpanao politika any amintsika mihintsy no tsy misy mijery izay tena vaindohan-draharaha sy tombotsoan'ny malagasy.
 
Rajoelina sy ry Ravalomanana sy ny filoha politika hafa ve dia tsy mba misy sahy miteny akory hoe: ''nY DEPUTEES ANAY TSY MANGATAKA 4X4.
 
4x4 ve ho an'ny deputee ve no takiana nefa hopitals tsy ampy fitaovana fitsaboana sy fanafody, ny fako miangona etsy sy eroa, ny olona betsaka no tsy ampy hanina, ny risoriso sy ny kolikoly manjaka...Mankarary ny fo ny mahita izany.
 
Hoy aho hoe: midina eny andalana manohitra io aberration fangatahana 4x4 ataon'ny deputees io.
 
............
Aza matahotra i Jaona fa misy fotoanany ny zavatra rehetra. Ny tantara no hilaza.
 
Mirary soa
 
Tsiry
 
 
 


From: "Jean Andrian andr...@fiu.edu [serasera]" <serasera...@yahoogroupes.fr>
To: R haj <rh...@hotmail.com>; "mad...@yahoogroupes.fr" <mad...@yahoogroupes.fr>; R. Tsiry <madagasc...@yahoo.com>
Cc: serasera malagasy <sera...@yahoogroupes.fr>; "mik...@googlegroups.com" <mik...@googlegroups.com>; Monique Rakotoanosy <rakoto...@gmail.com>
Sent: Sunday, January 25, 2015 6:13 PM
Subject: [serasera] Re: 4x4 deputes, maha-menatra.

 
__._,_.___

Envoyé par : Jean Andrian <andr...@fiu.edu>

lennykam...@gmail.com

unread,
Oct 30, 2015, 5:54:57 PM10/30/15
to Mikama, andr...@fiu.edu, mad...@yahoogroupes.fr, rh...@hotmail.com, sera...@yahoogroupes.fr, rakoto...@gmail.com, madagasc...@yahoo.com
Tsara ny andro rehetra, Izaho no Samuel Green no anarany ary Izaho koa velona any Etazonia, aho, dia toy ny miresaka momba ny hatsaram-pon 'Andriamanitra eo amin'ny fiainako, rehefa afaka volana maro ny miezaka ny hahazo bola amin'ny aterineto ary efa scammed maro fotoana, dia lasa mafy amin'ny mahazo bola avy amin'ny legit mampisambotra-tserasera dia nahita fanehoan-kevitra avy amin'ny namana iray atao hoe Fred Williams ary niresaka momba izany legit bola orinasa izay nahazo ny findramam-bola haingana sy mora tsy misy adin-tsaina aho ka dia nampidirina ho iray lehilahy atao hoe Mr David Peterson izay mifehy mafy niantso an'i Davida Peterson Loan mafy, dia fangatahana ho findramam-bola vola ny ($ 50,000.00) miaraka amin'ny zanabola ny 2%, toy izany koa ny bola nekena ary napetrany eo an-banky izay fomba aho tratry ny ananany ny findramam-bola mba hitandrina ny raharaham-barotra nifamoivoy sy koa mba handoavana ny faktiora izany aho nanoro hevitra anareo rehetra izay liana amin'ny mahazo ny trosa mba hifandray katsaram-panahy azy ireo amin'ny alalan'ny mailaka ho davidpeters...@outlook.com mba hahazo na inona na inona ny findramam-bola ianao mila amin'izao andro izao. Andriamanitra anie hitahy anareo rehetra ...

lennykam...@gmail.com

unread,
Oct 30, 2015, 5:55:45 PM10/30/15
to Mikama, rh...@hotmail.com, mad...@yahoogroupes.fr, sera...@yahoogroupes.fr, rakoto...@gmail.com, andr...@fiu.edu

lennykam...@gmail.com

unread,
Apr 27, 2016, 5:51:47 PM4/27/16
to Mikama, andr...@fiu.edu, mad...@yahoogroupes.fr, rh...@hotmail.com, sera...@yahoogroupes.fr, rakoto...@gmail.com, madagasc...@yahoo.com
Moa ve ianao mila-bola, mba hividy trano, fiara? Ve ianao na amin'inona na ara-bola mikorontana sy te-handamina ny olana? No ilainao-bola mba hanomboka ny raharaham-barotra iray? No ilainao-bola mba hanefa ny fitakian'ny ny fianakaviana, na ny tsy ara-bola feno fifaliana? Raha izany no mitranga dia manahy intsony, satria isika dia tsy miankina orinasa findramam-bola izay tanjona dia ny hanampy ireo izay mila fanampiana ara-bola mba hahafahany miaina fiainana tahaka ny tiany. Fenoy etsy ambany ny endrika haka azy indray any amintsika amin'ny alalan'ny mailaka ho davidpeters...@outlook.com ary isika dia ho faly ny hanampy anao.

Name:
Firenena:
State:
Gender:
Nomeraon-telefaona:

Fenoy izany ary hahazo indray any amintsika amin'ny alalan'ny mailaka ho davidpeters...@outlook.com bola toy izany koa ny raharaham-barotra dia afaka hanomboka OK.

Name: David Peterson
Email: davidpeters...@outlook.com

lennykam...@gmail.com

unread,
Mar 28, 2018, 10:07:57 PM3/28/18
to Mikama
Do you need special / fast order? Within 2% of the interest rate, there are less than 2,000.00 to 500,000,000,000 dollars in USD, EURO, POUNDS? If so, David Peterson asks for more information through the email below.
Reply all
Reply to author
Forward
0 new messages