manahoana
Ho feno 3 taona ny Gasy Misotro Kafe Maraina, http://gasy-mkm.blogspot.ca/
Toa izao indray ny statistikan'ny fitsidihan'ny mpamangy ny Bilaogy hatramin'izay telo taona izay:Ny Kaontera dia nanisa eo @ 17.664 pejy voavaky- i Google Analytics dia milaza fa misy amina 5.509 Users eran-tany, avy amin'ny tanana toa an'i #1.Antananarivo (439 Users), #2. Paris (273 Users)... hatrany #4. New York (115 Users) ary #9 Moscow (47 Users) sy #13. Beijing (33 Users), ary #22 Mahajanga (22 Users) sy #44 Antsirabe (12 Users) ary #73 Toamasina (8 Users) ... ka hatrany #135 Osaka (5 users) sy #182 Dakar (4 Users) ary #1363. Carolina(1 User)...
Dia misaotra anao mpamangy. Fa raha tianao dia mba ampitapitao @ namana any ihany ary ataovy mazava ... :)
Mandrapiresaka
Haja