manahoana
Toa izao indray ny statistikan'ny fitsidihan'ny mpamangy ny Bilaogy nandritra izay 2 taona izay:
- Ny Kaontera dia nanisa eo @ 13.700 pejy voavaky
- i Google Analytics dia milaza fa misy amina 3.982 Users eran-tany, avy amin'ny tanana toa an'i #1.Antananarivo (296 Users), #2. Paris (171 Users)... hatrany #5. New York (71 Users) sy #22 Mahajanga (9 Users) sy #34 Antsirabe (6 Users) ary #99 Toamasina (5 Users) ... ka hatrany #16. Beijing (18 User) sy #132 Osaka (3 users) ary #442 Moscow (8 Users) sy #710 Dar es Salaam (1 User) ary #1045. Athens (1 User)...
Dia misaotra anao mpamangy. Fa raha tianao dia mba ampitapitao @ namana any ihany ary ataovy mazava ... :)
Haja
PS: . Dia vangio koa ny
Forum, ary raha misy resaka na famitinan-dresaka tianao ampitaina dia aza misalasala manoratra @
mik...@googlegroups.com.
Fa rahefa mitsiditsidika ny sehatra, dia izahavo resaka atsy @ Search. Ohatra hoe raha manao search "Cafe" ianao dia hahita...
Aug 01, 2014
D'après le projet de loi de Finances rectificative (LFR), l'exportation de café vert accuse une baisse notable de 46,7% cette année. La vieillesse des plantations, les mauvaises conditions de culture ont contribué à la ...