@ Sabotsy

2 views
Skip to first unread message

Rakotoniaina Bearisoa

unread,
Jun 22, 2015, 2:40:16 PM6/22/15
to Serasera Malagasy, nosin...@yahoogroupes.fr, Madpsrc Madagascar
Miarahaba,

Tonga ity ny fetim-pirenena. Manasa anareo rehetra hiara-paly ao amin'ny Arènes de Lutèce, Paris Ve
Manomboka amin'ny 10 ora maraina ka hatramin'ny sasak'alina
Métro 10 : Cardinal Lemoine. Sortie 2. Tonga eo ambavahadin'ny kianjaben'ny Arènes io.
Misy métro hatramin'ny 1 ora sy sasany maraina. 

Tsarà !

Printsy
0612126601
Harendrina 2015.png
Reply all
Reply to author
Forward
0 new messages