Fampidirana

17 views
Skip to first unread message

Mamitiana Solofo

unread,
Sep 20, 2013, 11:21:47 AM9/20/13
to mg...@googlegroups.com
Salama Tompoko!

fa aon marina kay no tena fandehan'ity groupe,
za te ahalala bebe kokoa, ar za mapiasa debian ar mbola mianatra anio za zao

Thierry Randrianiriana

unread,
Sep 20, 2013, 12:46:16 PM9/20/13
to mg...@googlegroups.com
Tonga soa Mamitiana!

Tsy dia misy hoe fandehany fa alefaso ny fanontaniana na ny hevitra dia mamaly ny ambiny.
Inona no tianao hoe hay be be kokoa ?

2013/9/20 Mamitiana Solofo <solofoma...@gmail.com>
Salama Tompoko!

fa aon marina kay no tena fandehan'ity groupe,
za te ahalala bebe kokoa, ar za mapiasa debian ar mbola mianatra anio za zao

--
Vous recevez ce message, car vous êtes abonné au groupe Google Groupes Malagasy Linux Users Group.
Pour vous désabonner de ce groupe et ne plus recevoir d'e-mails le concernant, envoyez un e-mail à l'adresse mglug+un...@googlegroups.com.
Pour envoyer un message à ce groupe, adressez un e-mail à mg...@googlegroups.com.
Visitez ce groupe à l'adresse http://groups.google.com/group/mglug .
Pour plus d'options, visitez le site https://groups.google.com/groups/opt_out .



--
Thierry Randrianiriana

Laha TOMMY

unread,
Sep 23, 2013, 4:15:15 AM9/23/13
to mg...@googlegroups.com
Salama iaby,

Ary raha misy fahalalana azonao zaraina avy any dia mba alefaso eto.

Mazotoa
Reply all
Reply to author
Forward
0 new messages