Fiarahabana no sady fisaorana

37 views
Skip to first unread message

fagelot

unread,
Sep 7, 2013, 9:58:34 AM9/7/13
to mg...@googlegroups.com
Misaotra betsaka Thierry amin'ity fanokafana an'ity "Groupe" ity.
Tena ilaina ilaina ilay izy ary mirary mba ho maro ny mpikambana.

Thierry Randrianiriana

unread,
Sep 7, 2013, 11:51:26 AM9/7/13
to mg...@googlegroups.com
Misaotra Fagelot!

Saika adinoko fa ny http://mg.debian.net/debian/ sy ftp://mg.debian.org/debian/ dia mbola mandeha.
Raha mpanjifan'i TELMA ianareo dia mandeha tsara io.
Tsy aiko rah ISP tahaka ny Orange na GulfSat ianareo dia mety tsara?
Raha misy logiciel libre tianareo ho azo dia afaka alaiko dia apetrako ao koa.

Veloma.

2013/9/7 fagelot <fag...@gmail.com>
Misaotra betsaka Thierry amin'ity fanokafana an'ity "Groupe" ity.
Tena ilaina ilaina ilay izy ary mirary mba ho maro ny mpikambana.

--
Vous recevez ce message, car vous êtes abonné au groupe Google Groupes Malagasy GNU/Linux Users Group.
Pour vous désabonner de ce groupe et ne plus recevoir d'e-mails le concernant, envoyez un e-mail à l'adresse mglug+un...@googlegroups.com.
Pour envoyer un message à ce groupe, adressez un e-mail à mg...@googlegroups.com.
Visitez ce groupe à l'adresse http://groups.google.com/group/mglug .
Pour plus d'options, visitez le site https://groups.google.com/groups/opt_out .



--
Thierry Randrianiriana

Fagelot SOLOFONIRINA

unread,
Sep 8, 2013, 1:07:39 AM9/8/13
to mg...@googlegroups.com
Mpanjifa Telma : mandeha tsara. Ilay 8 mega ny ahy dia mi-plafonne tsara mihitsy ny installation sy ny mis-a-jour.
Mpanjifa BlueLine : mandeha tsara ihany koa. Any ampiasana aho no mampiasa an'io.

Fa indray mandeha ohatra nisy zavatra notadiaviko izay fa tsy nisy tao amin'io fa tsy tadidiko hoe inona ilay izy fa alefako eto ihany raha tadidiko.

Fa izy io ve moa tsy mirror mihitsy sa ahoana ?

__

Bruno377

unread,
Sep 26, 2013, 3:50:14 PM9/26/13
to mg...@googlegroups.com
Manahoana

fanontaniana kely :
Aiza no misy mirroir ahafahana manao copie CD ISO debian 7 ao @ telma tahaka an'ity http://cdimage.debian.org/debian-cd/7.1.0/amd64/iso-cd/ ?
Nijery tato aho http://mg.debian.net/debian/ fa toa tsy misy ao.

Misaotra mialoha
Bruno

Thierry Randrianiriana

unread,
Sep 27, 2013, 1:00:45 AM9/27/13
to mg...@googlegroups.com
Salama !!!


2013/9/26 Bruno377 <bruno....@gmail.com>

Manahoana

fanontaniana kely :
Aiza no misy mirroir ahafahana manao copie CD ISO debian 7 ao @ telma tahaka an'ity http://cdimage.debian.org/debian-cd/7.1.0/amd64/iso-cd/ ?
Nijery tato aho http://mg.debian.net/debian/ fa toa tsy misy ao.


DVD sa CD no ilainao ?





Pour vous désabonner de ce groupe et ne plus recevoir d'e-mails le concernant, envoyez un e-mail à l'adresse mglug+un...@googlegroups.com.
Pour envoyer un message à ce groupe, adressez un e-mail à mg...@googlegroups.com.
Visitez ce groupe à l'adresse http://groups.google.com/group/mglug .
Pour plus d'options, visitez le site https://groups.google.com/groups/opt_out .



--
Thierry Randrianiriana

Bruno Rakoto

unread,
Sep 27, 2013, 1:24:02 AM9/27/13
to mg...@googlegroups.com
raha misy dia DVD no tsara

misaotra  mialoha

Bruno


--
Vous recevez ce message, car vous êtes abonné au groupe Google Groupes Malagasy Linux Users Group.

Thierry Randrianiriana

unread,
Sep 27, 2013, 1:48:32 AM9/27/13
to mg...@googlegroups.com

2013/9/27 Bruno Rakoto <bruno....@gmail.com>

raha misy dia DVD no tsara



Afaka 30 minitra eo eo dia ao ny DVD1.
DVD firy no ilainao ?


--
Thierry Randrianiriana

Bruno Rakoto

unread,
Sep 27, 2013, 1:58:15 AM9/27/13
to mg...@googlegroups.com
DVD 2 angamba ampy
fa @ alina aho vao mi-telecharger azy
misaotra betsaka


--

Thierry Randrianiriana

unread,
Sep 27, 2013, 2:14:36 AM9/27/13
to mg...@googlegroups.com



2013/9/27 Bruno Rakoto <bruno....@gmail.com>
DVD 2 angamba ampy

Efa miainga koa ny dvd2

 
fa @ alina aho vao mi-telecharger azy

tsy misy olana
 
misaotra betsaka


welcome!



--
Thierry Randrianiriana

Fagelot Solofonirina

unread,
Sep 27, 2013, 3:30:31 AM9/27/13
to mg...@googlegroups.com
Salam a lekoum!

Ary ilay serveur ftp : ftp://mg.debian.net
io an'iza kay ? Fa tsy miroir complet 'ngah izy io ?


2013/9/27 Thierry Randrianiriana <randria...@gmail.com>

--
Vous recevez ce message, car vous êtes abonné au groupe Google Groupes Malagasy Linux Users Group.
Pour vous désabonner de ce groupe et ne plus recevoir d'e-mails le concernant, envoyez un e-mail à l'adresse mglug+un...@googlegroups.com.
Pour envoyer un message à ce groupe, adressez un e-mail à mg...@googlegroups.com.
Visitez ce groupe à l'adresse http://groups.google.com/group/mglug .
Pour plus d'options, visitez le site https://groups.google.com/groups/opt_out .



--
What we are today comes from thoughts of yesterday,
   and our present thoughts build our life of tomorrow,
               our life is the creation of our mind

Thierry Randrianiriana

unread,
Sep 27, 2013, 5:06:32 AM9/27/13
to mg...@googlegroups.com



2013/9/27 Fagelot Solofonirina <fag...@gmail.com>

Salam a lekoum!

Ary ilay serveur ftp : ftp://mg.debian.net
io an'iza kay ? Fa tsy miroir complet 'ngah izy io ?



misafidy ianao.
complet io ho an'ny x86, amd64
rah mampiasa jigdo ianao dia afaka manao .iso via mirroir tahaka io izay nataoko teo.
tsy mila maka any ivelany intsony.

--
Thierry Randrianiriana

Fagelot Solofonirina

unread,
Sep 27, 2013, 5:50:18 AM9/27/13
to mg...@googlegroups.com
OK OK

'zay vao tena mazava.

Misaotra.


2013/9/27 Thierry Randrianiriana <randria...@gmail.com>

--
Vous recevez ce message, car vous êtes abonné au groupe Google Groupes Malagasy Linux Users Group.
Pour vous désabonner de ce groupe et ne plus recevoir d'e-mails le concernant, envoyez un e-mail à l'adresse mglug+un...@googlegroups.com.
Pour envoyer un message à ce groupe, adressez un e-mail à mg...@googlegroups.com.
Visitez ce groupe à l'adresse http://groups.google.com/group/mglug .
Pour plus d'options, visitez le site https://groups.google.com/groups/opt_out .

Bruno Rakoto

unread,
Sep 27, 2013, 3:20:43 PM9/27/13
to mg...@googlegroups.com
Tsy hita intsony ilay lien DVD !
Nisy problema angaha ?

Misaotra mialoha


--

Thierry Randrianiriana

unread,
Sep 28, 2013, 12:59:58 PM9/28/13
to mg...@googlegroups.com
Salama !!


2013/9/27 Bruno Rakoto <bruno....@gmail.com>

Tsy hita intsony ilay lien DVD !
Nisy problema angaha ?


Miala tsiny!!! Tena tsy mety kay lay izy rah atao anaty /debian/ satria voafafa automatique.
Efa naveriko natao indray dia ato no misy azy :


ftp://mg.debian.net/iso/

Bon WeekEnd daholo!



Bruno Rakoto

unread,
Sep 28, 2013, 2:16:53 PM9/28/13
to mg...@googlegroups.com
ok, efa mitohy indray izao ny téléchargement, angamba 2 andro vao vita ny DVD 1 !

Rehefa eto ihany aho : Firy no debit ambony indrindra azonareo @ ADSL Telma 8mb particulier. Ny ahako mantsy tsy miohatra ny 115 Mo/sec (izany hoe 1Mb), ary rehefa week-end sy sasakalina (1h à 6h) ihany vao mahazo an'io ! fa raha andavan'andro ny ampahafolony no azo (10Mo/sec) ka sao misy hevitra tsy fantatro tokony atao ?
Efa mitaraina ihany fa tsisy vokany !

Misaotra
Bruno




Thierry Randrianiriana

unread,
Sep 28, 2013, 10:30:33 PM9/28/13
to mg...@googlegroups.com



2013/9/28 Bruno Rakoto <bruno....@gmail.com>

ok, efa mitohy indray izao ny téléchargement, angamba 2 andro vao vita ny DVD 1 !

Rehefa eto ihany aho : Firy no debit ambony indrindra azonareo @ ADSL Telma 8mb particulier. Ny ahako mantsy tsy miohatra ny 115 Mo/sec (izany hoe 1Mb), ary rehefa week-end sy sasakalina (1h à 6h) ihany vao mahazo an'io ! fa raha andavan'andro ny ampahafolony no azo (10Mo/sec) ka sao misy hevitra tsy fantatro tokony atao ?
Efa mitaraina ihany fa tsisy vokany !


Zah mahita fa efa ambony be izany 115Mo/sec satria midika izany hoe 920Mbps!!!! presque 1Gbps ny debit nao !
Rah ny pub dia hoe 8Mbps izany hoe 1Mo/sec.
Jereo tsara hoe ny unité ampiasainao.


--
Thierry Randrianiriana

Bruno Rakoto

unread,
Sep 29, 2013, 12:08:13 AM9/29/13
to mg...@googlegroups.com
diso aho
115Ko/s fa tsyMo/s !! 
izany hoe 920kbps (à peu prés 1Mb


2013/9/29 Thierry Randrianiriana <randria...@gmail.com>

--

Thierry

unread,
Sep 29, 2013, 4:32:14 AM9/29/13
to mg...@googlegroups.com
Bonjour,

Ny ato amiko, @izao ora andefasako ny mailaka izao, 811Ko/sec, 3Mb any ho any...
Andrana natao t@ maraina (teo anelanelan'ny @ 1 sy @ 6 maraina), sy @ izao 11 ora, tsy mbola niova ny débit.

Arakaraky ny tranokala ihany koa na izay zavatra télécharger-na koa fa tsy dia mahatsapa an'io olana io aho izao.
Ny zanako mijery youtube be mihitsy ary tsy mbola nimenomenona hatreto raha tsy ny hariva ihany no somary milanto kely fotsiny fa tsy mbola latsaky ny 50Ko/sec.

Nisy fotoana fotsiny teo anelanelan'ny volana janoary sy aprily no tena ambanin'ny 10Ko/sec dia natao ny fitarainana, nitsanganana tany @ agence mihitsy dia mba voavaha ny olana.

Raha ohatra ka ilay 115Mo/ec no fitarainanao tany @ Telma, dia azo antoka fa tsy ho zahavany mihitsy satria efa mahazo be loatra ianao. Torohevitra: ataovy drindragilo fa tsy maintsy misy valiny.

Mirary soa ary miaotra Thierry @ zara isan-karazany.

Thierry

Bruno Rakoto

unread,
Sep 29, 2013, 4:52:18 AM9/29/13
to mg...@googlegroups.com
misaotra @ torohevitra



2013/9/29 Thierry <thier...@gmail.com>

Bruno Rakoto

unread,
Sep 30, 2013, 4:34:19 PM9/30/13
to mg...@googlegroups.com
Bonjour,
Efa vita ilay téléchargement DVD 2 fa dia misaotra betsaka.
Bruno


--
Reply all
Reply to author
Forward
0 new messages