‘’Raha misy maharesy ny irery aza , ny roa tsy ho leony tsy akory ,ary ny mahazaka teo olana tsy mora tapahina ‘’ (Mpitoriteny 4 : 12)
.
‘’ATAMBARO NY HERY, HANDRESEN’NY FAHAMARINANA’’
NY HETSIKY NY MPITONDRA FIVAVAHANA DIA MANASA NY MALAGASY TIA FAHAMARINANA REHETRA, HIARA-MIVAVAKA HO AN’NY FIRENENA
Sabotsy 19 Mey 2012
Manomboka amin’ny 1 Ora Atoandro
Sehatra Maitso ,Gradin FJKM Anosivavaka Ambohimanarina
Ilain’ny Tompo Ianao –
Hilazao ny namana !