Salama Président Calixte,Voaray fa misaotra amin'ny fialantsiny.Mba saika anontany anao azafady ny statut ny volantsika actuellement za fa mety ilaina amin'ny fivoriana rariva.MerciMirary soa,HermannLe mer. 31 août 2022 à 00:12, Calixte Razafimahatratra <kal...@gmail.com> a écrit :Salama,Azafady fa izao vao mamaly. Tsy afaka amin'ny fivoriana aho fa miasa.Mirary soa e !Le mar. 30 août 2022, 23:49, TOKY ANDRIANTAFIKA <toky_t...@yahoo.fr> a écrit :Faly miarahaba antsika rehetra,Araky ny valiny azo avy amintsila dia rahampitso ALAROBIA 31 août amin’ny 20h ny fivoriana hiarahantsika manomana ny zaikabe sur Zoom. Koa indro ary ny lien ahafahantsika mi-se connecter
Misaotra antsika,Mirary soa hatrany,Tretrika
Envoyé depuis Yahoo Mail pour iPhoneLe mardi, août 30, 2022, 1:01 PM, Her And <cmze.andriant...@gmail.com> a écrit :
Miarahaba antsika rehetra,Mankasitra amin'ny fitarihana.Ny tenako ihany tokoa dia afaka amin'ireo date rehetra io.Vonona ihany koa hifanome tanana amintsika "comité spécial" pour l'organisation du zaika be ho an'i communauté catholique d'Evry ity.A très bientôt,HermannLe lun. 29 août 2022 à 11:42, Onjaniaina RAKOTONINDRINA <orakoto...@gmail.com> a écrit :Salama daholo,Voaray ny fanasana ary manohana ny sosokevitra @ny fivoriana hatao ny mercredi 31/08 sur zoom à 19h.Misaotra betsaka tompoko.RAKOTONINDRINA OnjaniainaLe sam. 27 août 2022 à 13:52, TOKY ANDRIANTAFIKA <toky_t...@yahoo.fr> a écrit :Faly miarahaba antsika,Mino aho fa salama tsara daholo eo ampiandrsana ny fidirana hianatra sy hiasa indray isika.Araky ny efa fantatsika moa dia isika nahazo ireto mail ireto no nanolon-tena hanomana ny zaikabe izay hatao ny faran’ny volana oktobra. Araka izany, tsapako fa efa manakaiky ny fotoana ka manome sosokevitra aho ny hivoriantsika mba ahafahantsika mampita amin’ny CMZE ny zavatra azontsika sahanina momban’ny zaika. Marihiko etoana fa 1 volan sisa ary lamesa 2 dia tonga ny fotoana Zaikabe.Proposition réunion :- mercredi 31/08 sur zoom à 19h- OU Vendredi 03/09 à 19h sur zoom- OU samedi 04/09 à 14h. Lieu à définirSujets de réunion :- modalités d’inscription Zaika- subventions Zaika- moyen de transport- infos de l’Ancmf (s’il y a)Izay ary fa dia aza misalasala mametraka ny disponibilitésny daholo e!Misaotra antsika dia bon week-end,