Salama e.
Ny "EVALUATION DES DONS" no mba angatahiko hofenointsika izay afaka manao an izay, mba hahatonga ny tombatombana izay ataontsika mba hifanakaiky kokoa amin'ny tena izy.
Mba avereno hamarinina koa azafady ny DÉPENSES, sao misy diso na tsy ampy, ireo no vola haverin'ny CMZE amin'ireo izay nividy entana.
Tsara ho marihina koa fa ny vidin'ny T-shirts sy polos dia mitokana fa tsy natambatra amin'ny "recettes".
Izay àry fa dia samia hotahian'Andriamanitra e.
Calixte