Remboursements

0 views
Skip to first unread message

Calixte Razafimahatratra

unread,
May 18, 2022, 8:41:49 AM5/18/22
to Hermann ANDRIANTAFIKA, CMZE Conseil de La Communication, conseil-finance-cmze
Mirary  soa e !
Mba hahafahana mamerina ny volan'ireo izay niala vola am-paosy, nividianana entana isan-karazany nentintsika nanomana sy nanatontosa ny fety nataontsika tamin'ny 30/04/2022 teo. Dia iangaviana isika mba hijery tsara izay voarakitray amin ity fichier Excel ity, indrindra ilay Feuille voalohany:

RECAPITULATIF 30-04-2022  
 Lignes DEPENSES:

A rembourser à 
Hermann = 209,34€
Tretrika = 102,79€
Josée = 60€
Olga= 284,83€
Calixte (23 T-shirts+4polos)= 433€

Raha tsy diso aho dia mbola nisy T-shirts sy polos hafa fa tsy voaraiko ka tsy voasoratro amin'io fichier io.

Raha misy olona tokony hamerenan'ny CMZE vola nefa tsy voasoratro, dia ilazao ihany aho.
Raha misy tsy mazava ka ilàna fanazavana fanampiny, dia aza misalasala ny manontany.

Nametrahanareo fitokisana izahay mba hikirakira an'ity. Isaoranay anareo izany. Nefa hoy ny teny frantsay: 

" La confiance n'exclut pas le contrôle"
Koa aza misalasala, ataovy ny contrôle, jereo ny antsipiriany fa ilaintsika izay. Ny mihinam-bary aza, hono, misy latsaka. Izay koa no ahafahantsika manatsara ny fomba fiasantsika.

Samia hotahian'Andriamanitra e. 
Calixte 

 


2022-04-30_RECAPITULATIF VENTES BILLETS - 15emeAnniv_CMZE_18mai22.xlsx

Calixte Razafimahatratra

unread,
May 20, 2022, 2:53:18 AM5/20/22
to Hermann ANDRIANTAFIKA, conseil-finance-cmze, CMZE Conseil de La Communication
Bonjour,
Pour pouvoir rembourser celles et ceux qui ont avancé de l'argent pour faire des achats lors de la préparation du 15è anniversaire de CMZE. Je vous demanderais de bien vouloir me donner votre feu vert, après avoir vérifié les sommes à rembourser pour chaque bénéficiaire :

Reply all
Reply to author
Forward
0 new messages