Ireto alefako ireto avy ny vola niala tamin'ny fandehanan'ireo tanora 8 namonjy ny Zaikan'ny Tanora 2024 tany Poitiers.
Ireo vola izay tsy maintsy naloha mialoha ireo dia mila haverina amin' ireo tanora mpizaika ary alaina amin'ny kitapom-bolan'ny JEMS-CATHO :
- Déplacement A/R Evry-Poitiers 8 jeunes :
(Location voiture, péage, essence) : 489,23 €
-> Virement vers Jao RASOLONJATOVO
- Subventions JEMS-CATHO 60€/personne pour 7/8 jeunes: 420€
-> Virement vers Miora RAZAFIMANDIMBY
- Impression photos pour "affiche présentation JEMS" au ZKT : 10,15€
-> Virement vers Miora RAZAFIMANDIMBY
Mirary soa.
Miora RAZAFIMANDIMBY