Salama,
inty àry ny tatitra ara-bola momba ny DINER DANSANT nataontsika tamin'ny 30/11/2024.
Ny mihinam-bary aza misy latsaka, ka mba jereo tsara, azafady, sao misy dso na tsy ampy alohan'ny hamakiana azy any am-piangonana rahampitso;
Mirary soa e.
Rakaly
-- Tranonkala CMZE
(Site internet Catholiques Malgaches & Zanatany d'Evry)