Fwd: Filan-kevitra nasiônaly J-10

0 views
Skip to first unread message

Onjaniaina RAKOTONINDRINA

unread,
Feb 3, 2023, 4:50:39 AM2/3/23
to conseil-finance-cmze
Salama daholo isika ato,

Misy inty mailaka avy any amin'ny ANCMF inty koa tsara raha manomana ny amin'izany isika CMZE.
Misaotra betsaka.

RAKOTONINDRINA Onjaniaina
Le Coordinateur de la CMZE

---------- Forwarded message ---------
De : Ancmf Secretaire <secretar...@gmail.com>
Date: ven. 3 févr. 2023 à 08:01
Subject: Filan-kevitra nasiônaly J-10
To: <aumo...@ancmf.com>


Faly miarahaba antsika indray,
Koa satria moa efa manakaiky dia manakaiky ny fotoana izay hifanomezan-tsika ny 11 ary 12 febroary any  le Puy En Velay koa dia hasaina isika hanaraka ireto toro-marika fara-parany ireto
  • Ireto avy ny saran'ny fandraisantsika anjara : tonga zoma  miaraka @ sakafo hariva 35 €/  matory zoma hariva 25€
  • Fampatsiahiavana ihany koa ho antsika ny latsa-kemboka isan-taona izay 100€ 
  • Anatin'ny vanim-potoana mangatsiaka isika dia manainga antsika samy mivatsy ihany koa chaine de neige na pneus neige hitsinjovana ny fiara izay miakatra eny amin'ny toerana izay mandray antsika ary ihany koa ho araky ny lalàna mifehy any Haute-Loire.
  •   Attention, accès véhicule par la rue Henri Pourrat (face à l’entrée du cimetière)
Mirary soa antsika mandrakariva
Samia tahian'Andriamanitra hatrany
Ny birao nasiônaly
Reply all
Reply to author
Forward
0 new messages