Tatitra toe-bola - Rapport trésorerie

0 views
Skip to first unread message

Onjaniaina RAKOTONINDRINA

unread,
May 5, 2023, 11:42:59 AM5/5/23
to conseil-finance-cmze
Salama daholo isika ato.
Araky ny efa noresahintsika tamin'ny Alahady lasa teo. Dia tsara raha toa ka manao tatitra ara-bola isika komity amin'ny Lamesa manaraka izao.
Koa manentana antsika tompon'andraikitra hanomana izany tatitra izany.

Misaotra betsaka

Ny mpandrindra CMZE.
Reply all
Reply to author
Forward
0 new messages