|
Miarahaba antsika rehetra Somary taratara, noho ny adidy maromaro. Tena hafalina atokoa ho an'ny OIM, satria, ny Président de Commission Respect des textes réglementaires et legislatifs: Ny Ingénieur ANDRIANARITIANA Pierrot Serge koa dia voatendry ho SG Ministère Agriculture.
Dai faly miarahaba anareo rehetra ny tenako, ary mirary fahombiazana amin'ny adidy masina nanendrena anareo.
Le SG de l'OIM
RAZAFY Harison Vonjy
Matricule OIM : 191 881 00260
(261) 20 22 286 00 (261) 32 07 034 79 ou (261) 33 11 738 74 ou (261) 34 11 738 74P Pensez environnement, n'imprimez que si c'est vraiment nécessaire! |
|
Ce courrier électronique ne contient aucun virus ou logiciel malveillant parce que la protection Antivirus avast! est active. |
|
|
Ry Injeniera namana,
Amin-kafaliana hatrany ny hiarahabaina anareo Injeniera namana izay voatendry hanana andraikitra ambony eto tany sy ny firenena. Hahaleo, hahalasana, anie ianareo amin’ny andraikitra sy ny adidy izay hankinina aminareo.
Ny Tompo anie homba anareo amin’ny fanatanterahana ny asa izay hiantsoroanareo!
Pascal RAKOTONJANAHARY
Ingénieur Génie-Chimique
N° Mle OIM : 091 901 00183
Mob : +261 33 11 036 01 / 34 11 036 01/ 32 40 545 61
De : bure...@googlegroups.com [mailto:bure...@googlegroups.com] De la part de RAZAFY Harison Vonjy
Envoyé : samedi 17 mai 2014 09:36
À : bure...@googlegroups.com; cn...@googlegroups.com; oimb...@googlegroups.com
Objet : *****SPAM***** Re: REUNION OIM