vaovao ratsy

42 views
Skip to first unread message

Mamy RABENANAHARY

unread,
Dec 21, 2012, 2:29:53 AM12/21/12
to oimb...@googlegroups.com, cn...@googlegroups.com, charles rakotonirina, bure...@googlegroups.com, bakoran...@yahoo.fr, Bodosoa RAZAFIMANDIMBY, François Naivo RAVALISON, Hatrefindrazana, Jerry (QMM), Mbinintsoa RANJAKASOA (ing), Veloson Jean (Ing, Virginie, Virginie RAZANABARY, Willy Rakotomalala

Aza fady fa diso ny addresses boîte d’envoi

 

Miarahaba antsika rehetra.

Nahazo vaovao ratsy avy amin’ny namantsika Virginie.

Amin’alahelo lehibe no ampandrenesako antsika fa  nodimandry ny namantsika ingénieur RAZAKARIVONY Jules, mpikambana ao amin’ny birao ny OIM sady Président-ny AITM ary DG Ministère de l’Enseignement  Technique, androany maraina tany amin’ny hopitaly Girard et Robic.

Ny fikambanan’ny ingéniera dia miraka ory amin’ny fianakavian’itompokolahy ary mampionona azy ireo.

Tsy mbola misy zavatra tapaka, fa miandry ny lamina avy amin’ny fianakaviany.

Hifampilaza ihany isika raha vao mahare vaovao mikasika ny fandaharam-potoana (famangiana, fandevenana…)

Mba angatahina mba hifampilaza @ namana sy tapaka rehetra.

Mamdram-pihoana daholo.

Mamy RABENANAHARY

Président de l'Ordre des Ingénieurs  de Madagascar

mamyrabe...@moov.mg

Tèl : 261 (0)33 71 267 27/261 (0)20 22 350 46

BP 1148 Antananarivo 101

www.ingenieurmadagascar.org

 

 

MAGILUX

unread,
Dec 21, 2012, 2:26:38 AM12/21/12
to oimb...@googlegroups.com, cn...@googlegroups.com, charles rakotonirina, bure...@googlegroups.com, bakoran...@yahoo.fr, Bodosoa RAZAFIMANDIMBY, François Naivo RAVALISON, Hatrefindrazana, Jerry (QMM), Mbinintsoa RANJAKASOA (ing), Veloson Jean (Ing, Virginie, Virginie RAZANABARY, Willy Rakotomalala

Mamy RABENANAHARY

unread,
Dec 21, 2012, 4:35:13 AM12/21/12
to Mamy RABENANAHARY, oimb...@googlegroups.com, cn...@googlegroups.com, charles rakotonirina, bure...@googlegroups.com, bakoran...@yahoo.fr, Bodosoa RAZAFIMANDIMBY, François Naivo RAVALISON, Hatrefindrazana, Jerry (QMM), Mbinintsoa RANJAKASOA (ing), Veloson Jean (Ing, Virginie, Virginie RAZANABARY, Willy Rakotomalala

Ry namana injeniera,

Rehefa  nifampiresaka tamin’ny namana dia  tapaka fa ny fotoana hamangiana dia:

-          Rahampitso sabotsy 22 desambra maraina amin’ny 11 ora

-          Ny toerana RV : eny ITAOSY, ambony kely ny station d’essence GALANA, eo @ croisement ny lalana mankany Vinany sy ny Hopitaly Itaosy.

Aoka mba hifampilaza.

Mandra-mpihaona

Mamy RABENANAHARY

Président de l'Ordre des Ingénieurs  de Madagascar

mamyrabe...@moov.mg

Tèl : 261 (0)33 71 267 27/261 (0)20 22 350 46

BP 1148 Antananarivo 101

www.ingenieurmadagascar.org

 

 

 

De : Mamy RABENANAHARY [mailto:mamyrabe...@moov.mg]
Envoyé : vendredi 21 décembre 2012 10:30
À : 'oimb...@googlegroups.com'; 'cn...@googlegroups.com'; charles rakotonirina; 'bure...@googlegroups.com'; 'bakoran...@yahoo.fr'; Bodosoa RAZAFIMANDIMBY; François Naivo RAVALISON (frava...@australia.edu); Hatrefindrazana, Jerry (QMM); Mbinintsoa RANJAKASOA (ing) (mbinintsoa...@telma.mg); 'Veloson Jean (Ing'; Virginie; Virginie RAZANABARY (droi.atsin...@gmail.com); Willy Rakotomalala
Objet : vaovao ratsy
Importance : Haute

 

Aza fady fa diso ny addresses boîte d’envoi

 

Miarahaba antsika rehetra.

Godeffroy RAMIARINTSOA

unread,
Dec 21, 2012, 11:53:03 AM12/21/12
to CNOIM Ordre des Ingénieurs
Amin'alahelo lehibe no nandrenesanay mivady ny fahalasan'ny namana mpiara-mikaon-doha ho an'ny tsaratsara kokoan'ny Injeniera. Mivavaka ho an'ny fialan-tsasatry ny fanahiny izahay ary mirary fihononana ho an'ny Fianakaviany. Tena malahelo tokoa izahay tsy ho afaka amin'io fotoam-pamangiana io noho ny tsy maha eto TANA anay. Fa dia mampahery anareo namana Injeniera izay inoanay fa hanao tsy omby aloha hanatontosa ny adidin-tsika.
 
Injeniera Lanto sy Godeffroy.
 
--
You received this message because you are subscribed to the Google Groups "CNOIM" group.
To post to this group, send email to cn...@googlegroups.com.
To unsubscribe from this group, send email to cnoim+un...@googlegroups.com.
For more options, visit this group at http://groups.google.com/group/cnoim?hl=en.
Reply all
Reply to author
Forward
0 new messages