|
NOM ET PRENOM |
Profil |
NBRE |
Observation |
|
RAKOTOARIMANANA Lantonirina Ruth |
Agronome |
1 |
Véhiculé |
|
RASAMOELINJANAHARY Andry Lalaina |
Génie Civil |
1 |
Véhiculé |
|
RAKOTOARISOA Niry Naina |
Agronome |
1 |
Véhiculé |
|
ANDRIAMIFIDISOA Haja Hery |
Electronique Informatique |
1 |
Véhiculé |
|
RAJAO HARILALA Serge |
BTP |
2 |
Véhiculé |
|
FIDINIAINAMAHEFASOA Tokilalaina |
BTP |
1 |
Véhiculé |
|
RAKOTONIAINA Rina |
BTP |
1 |
Véhiculé |
|
ANDRIAMALALA Zo Heriniaina |
Agronome |
1 |
Véhiculé |
|
RAZEVASON Ny Andry Mahatsangy |
Agronome |
1 |
Véhiculé |
|
RAKOTOMANANA Nobel |
Agronome |
1 |
Véhiculé |
Faly miarahaba anao tratry ity taona vaovao ity ary mirary soa hatrany
hahomby amin'ny fikasana izay hatao,
hihaona voalohany isika injeniera (Holafitra} amin'ny alalan'ny
fambolen-kazo izay hatao any Marokibobo, commune Manjakavaradrano,
distrika Ambohidratrimo ny Sabotsy 6 febroary 2021 ho avy izao.
Manasa anao ho tonga ary hampita amin'ny namana injeniera ny
fanentanana. Ho an'ny tsy afaka hitondra fiara dia hisy ny fiara
hiraisana hiainga eo amin'ny tranom-boki-pirenena Ampefiloha sy eo
amin'ny IST Ampasampito samy amin'ny 7 ora maraina.
Ilaina ny misoratra anarana (amin'ity mailaka ity), na ny hitondra fiara
na tsia, miaraka amin'ny isan'ny mpianakavy, ho fanomanana.
Dia mirary soa indrindra.
Harinaivo RAMANANTOANINA
Tompon'andraikitra serasera
Holafitry ny injeniera Malagasy
ID 09 1 97 01 0248
0341944807
0320222777