vaovao mampalahelo

41 views
Skip to first unread message

Mamy RABENANAHARY

unread,
Jan 8, 2021, 1:11:58 AM1/8/21
to bureauoim@googlegroups. com, Andrianantenaina Jaona (ing), RAZAFY Harison Vonjy, Veronique Rakoto Alison (Ing), Aubert ROBINIRINA (ing), CNOIM MICHOU, JM SIMON RAKOTOARISON, Charles RAKOTONIRINA, Clark Randriarimalala, zo rabenirina, Board OIM, Solofo Andriamparany
Miarahaba antsika namana injeniera rehetra, miarahabatra koa tratry ny taona vaovao 2021 ary mirary soa indrindra.
Ny fiainana moa tantely amambaona, koa dia malahelo ny tenanay raha mampandre anareo fa nody mandry izao maraina izao ny vadin'ny namamatsika Francis Rakotondravony Vice Président OIM.
Mankahery ary mampionona ny finankaviana, mino isiaka fa efa eo ampelatanan'i Tompo ny fanahiny.Mandry ampiadanana, Andriamanitra hitahy hatrany ny fianakaviany.
Ny razana dia eny antranony eny Ampasapito ihany.
Ny faire-part tsy mbola vita,fa ny fantatra dia ny fandevenana dia @ alahady eny BETAFO Antsirabe.
Misaotra an'i Président Jaona hitarika ny programme.
Mba ampitapitao ny vaovao fa tsy ananako daholo ny adresse mail.
Mirary soa hatrany.

Mamy RABENANAHARY
IPP de l'OIM

Mamy RABENANAHARY
BP 1148 Antananarivo-Madagascar

Clark Randriarimalala

unread,
Jan 8, 2021, 1:16:47 AM1/8/21
to Mamy RABENANAHARY, bureauoim@googlegroups. com, Andrianantenaina Jaona (ing), RAZAFY Harison Vonjy, Veronique Rakoto Alison (Ing), Aubert ROBINIRINA (ing), CNOIM MICHOU, JM SIMON RAKOTOARISON, Charles RAKOTONIRINA, zo rabenirina, Board OIM, Solofo Andriamparany
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taonao vaovao 2021. Mirary ny soa sy ny tsara ho an'ny isan-tokantrano sy isam-pianakaviana.
Misaotra an'i Pdt Mamy amin'ny fampandrenesana fa tantely amam-bahona tokoa ny fiainana.
Mba hampitao amin'ny rahalahy Francis ny fampaherezana avy aty aminay mivady fa tsy ho afaka hifanotrona.
Misaotra. 

Clark Randriarimalala
Consultant Ingénieur des TP

Madagascar

tél : +261 34 69 759 80
mail : c.randri...@gmail.com

Solofo Andriamparany

unread,
Jan 8, 2021, 2:58:33 AM1/8/21
to bureauoim@googlegroups. com, Andrianantenaina Jaona (ing), RAZAFY Harison Vonjy, Veronique Rakoto Alison (Ing), Aubert ROBINIRINA (ing), CNOIM MICHOU, JM SIMON RAKOTOARISON, Charles RAKOTONIRINA, Clark Randriarimalala, zo rabenirina, Board OIM, Mamy RABENANAHARY
Miarahaba antsika.
Misaotra an'i Pdt Mamy nampita ny vaovao mampalahelo. Mampahery indrindra an'i Vice Pdt Francis sy ny fianakaviana. Andriamanitra anie hampionona feno ny fianakaviana sy isika Injeniera malagasy ihany koa. Mivavaka ho an'i rahalahy Francis sy ny fianakaviany. Matokia fa Jesoa Kristy Tompo efa nanambara tamintsika fa efa nanomana toerana ho antsika eo anilany Izy.

Solofo ANDRIAMPARANY
03402 222 68



Solofo Andriamparany

unread,
Jan 8, 2021, 3:11:13 AM1/8/21
to bureauoim@googlegroups. com, Andrianantenaina Jaona (ing), RAZAFY Harison Vonjy, Veronique Rakoto Alison (Ing), Aubert ROBINIRINA (ing), CNOIM MICHOU, JM SIMON RAKOTOARISON, Charles RAKOTONIRINA, Clark Randriarimalala, zo rabenirina, Board OIM, Mamy RABENANAHARY
Hafatra avy @ Pdt OIM Naina :

ilazana isika OIM sy FNOIM fa anio Zoma 08 Jan hariva @ 5ora30mn no hanatanteraka ny famangiana ny namantsika Francis mianakavy isika fianakaviamben'ny Injeniera rehetra tarihin'ny OIM sy FNOIM.
@ ny 5 ora ny fotoanantsika eo @ GAMO AMPASAMPITO.

Solofo ANDRIAMPARANY,
pour Pdt OIM

--
You received this message because you are subscribed to the Google Groups "BureauOIM" group.
To unsubscribe from this group and stop receiving emails from it, send an email to bureauoim+...@googlegroups.com.
To view this discussion on the web visit https://groups.google.com/d/msgid/bureauoim/2135660875.13202353.1610092708955%40mail.yahoo.com.

Véronique RAKOTO ALSON

unread,
Jan 8, 2021, 5:17:55 AM1/8/21
to bureauoim@googlegroups. com, Andrianantenaina Jaona (ing), RAZAFY Harison Vonjy, Aubert ROBINIRINA (ing), CNOIM MICHOU, JM SIMON RAKOTOARISON, Charles RAKOTONIRINA, Clark Randriarimalala, zo rabenirina, Board OIM, Mamy RABENANAHARY, Solofo Andriamparany
Mankahery ny fianakaviamben'ny Injeniera. 
Misaotra amin'ny fampitam-baovao mampalahelo. 
Eo amin'ny Gamo Ampasampito izany @ 17h.


RAKOTO ALSON Véronique
   Ingénieur Agronome
OIM N° 04 02 84 1 00005
           034 05 581 27
034 02 251 03/ 032 02 251 03


spcp...@moov.mg

unread,
Jan 8, 2021, 6:11:17 AM1/8/21
to bure...@googlegroups.com, Andrianantenaina Jaona (ing), RAZAFY Harison Vonjy, Veronique Rakoto Alison (Ing), Aubert ROBINIRINA (ing), CNOIM MICHOU, JM SIMON RAKOTOARISON, Charles RAKOTONIRINA, Clark Randriarimalala, zo rabenirina, Board OIM, Solofo Andriamparany

 

 

RAKOTONDRAVONY Hervé Francis

Consultant Expert CEAM

Tel : 032 02 588 86

Mail : spcp...@moov.mg

N’imprimez que si c’est vraiment nécessaire ! Pensez environnement !

 

De : bure...@googlegroups.com <bure...@googlegroups.com> De la part de Mamy RABENANAHARY
Envoyé : vendredi 8 janvier 2021 09:08
À : bureauoim@googlegroups. com <bure...@googlegroups.com>; Andrianantenaina Jaona (ing) <andriana...@moov.mg>; RAZAFY Harison Vonjy <vonjy...@moov.mg>; Veronique Rakoto Alison (Ing) <veroniq...@yahoo.fr>; Aubert ROBINIRINA (ing) <aube...@yahoo.fr>; CNOIM MICHOU <arisoa...@yahoo.fr>; JM SIMON RAKOTOARISON <jmsimon.ra...@gmail.com>; Charles RAKOTONIRINA <rakoton...@gmail.com>; Clark Randriarimalala <c.randri...@gmail.com>; zo rabenirina <zrabe...@gmail.com>; Board OIM <oimb...@googlegroups.com>; Solofo Andriamparany <solofo.and...@yahoo.fr>
Objet : vaovao mampalahelo

--

You received this message because you are subscribed to the Google Groups "BureauOIM" group.
To unsubscribe from this group and stop receiving emails from it, send an email to bureauoim+...@googlegroups.com.

FERAPARA ARLINE.pdf

Rakotozanakajy Toniniaina

unread,
Jan 8, 2021, 1:35:34 PM1/8/21
to bure...@googlegroups.com, Andrianantenaina Jaona (ing), RAZAFY Harison Vonjy, Veronique Rakoto Alison (Ing), Aubert ROBINIRINA (ing), CNOIM MICHOU, JM SIMON RAKOTOARISON, Charles RAKOTONIRINA, Clark Randriarimalala, zo rabenirina, Board OIM, Solofo Andriamparany
Miarahaba antsika rehetra,

Mampita ny fiaraha-miory amin'i Vice Président OIM amin'izao fahalasan'ny vadiny izao. Mampahery ny fianakaviana indrindra ny namana Injeniera Francis. 

Ny Tompo hameno ny banga rehetra.

--
You received this message because you are subscribed to the Google Groups "BureauOIM" group.
To unsubscribe from this group and stop receiving emails from it, send an email to bureauoim+...@googlegroups.com.
To view this discussion on the web visit https://groups.google.com/d/msgid/bureauoim/CAHR52N7-5G%2BFprqsoNmDSYiNoRa7he7SeaBXB55PrSheUXv8Zg%40mail.gmail.com.


--

Toniniaina Arifenitra
RAKOTOZANAKAJY 
Ing.Sortant ÉSP Antsiranana
Doctorant en Energie
tél 1: +261 33 12 68518
skype: kajytony

JM SIMON RAKOTOARISON

unread,
Jan 9, 2021, 2:14:47 AM1/9/21
to Mamy RABENANAHARY, bureauoim@googlegroups. com, Andrianantenaina Jaona (ing), RAZAFY Harison Vonjy, Veronique Rakoto Alison (Ing), Aubert ROBINIRINA (ing), CNOIM MICHOU, Charles RAKOTONIRINA, Clark Randriarimalala, zo rabenirina, Board OIM, Solofo Andriamparany
Tena vaovao mampalahelo tokoa izany.
Mankahery an'i Francis, ny zanany sy ny fianakaviana rehetra.
Ny Tompo anie hampionona azy ireo.

Mahereza daholo.

Jean Marie Simon sy Lucie Rakotoarison

Rivo ANDRIANANTENAINA

unread,
Jan 9, 2021, 3:44:44 AM1/9/21
to bureauoim@googlegroups. com, Mamy RABENANAHARY, Andrianantenaina Jaona (ing), RAZAFY Harison Vonjy, Veronique Rakoto Alison (Ing), Aubert ROBINIRINA (ing), CNOIM MICHOU, Charles RAKOTONIRINA, Clark Randriarimalala, zo rabenirina, Board OIM, Solofo Andriamparany
Mirary Fiononana feno ho anao sy ny Fianakaviana Zokibe Francis, ary ho tahian'Andriamanitra lalandava.

Rivo.

--
You received this message because you are subscribed to the Google Groups "BureauOIM" group.
To unsubscribe from this group and stop receiving emails from it, send an email to bureauoim+...@googlegroups.com.
Reply all
Reply to author
Forward
0 new messages