Ry namana injeniera,
Nodimandry ny vadin’i Bien Aimé, injeniera tao @ FTM.
Ny famangiana dia hatao androany hariva. Ny fotoana dia manolaonan’ny Commune Ankadikely Ilafy aminy 4 ora hariva tsy diso.
Koa dia manantena antsika ho tonga maro ankahery ny namantsika amin’izao vesatra manjoa azy izao.
I Bien Aimé dia injeniera nahavita be tao @ FNOIM sy OIM, ary izy mihitsy no anisan’ny nanangana an’ireo fikambanana ireo.
Ny tenako dia miala tsiny indrindra fa tsy afaka hamonjy ny fotoana noho ny antony asa tsy azo ialana.
I President FNOIM Charles sy Président Gédéon no mitarika ny delegasiona.
Mba zarazarao izao vaovao famangiana izao.
Koa dia mirarisoa antsika rehetra ary mankahery an’I Bien Aimé sy ny fianakaviany.
Mamy Rabenanahary
Président de l'Ordre des Ingénieurs de Madagascar (OIM)
BP 1148 Antananarivo 101 - Madagascar
mobile : 261 33 71 267 27
e-mail : mamy...@gmail.com
|
Ce courrier électronique ne contient aucun virus ou logiciel malveillant parce que la protection Antivirus avast! est active. |
| De: Mamy RABENANAHARY GMAIL Envoyé: vendredi 26 septembre 2014 11:06 À: oimb...@googlegroups.com; 'bureauoim@googlegroups. com'; 'Josoa Ramamonjisoa'; 'Rijalalaina Rakotosaona'; panj...@moov.mg; 'Mamy RABENANAHARY'; 'François Naivo RAVALISON'; aube...@moov.mg; pandr...@gmail.com; 'RAZAFY Harison Vonjy'; 'Francis RAKOTONDRAVONY'; 'JM SIMON RAKOTOARISON'; 'BELAHY Jean baptiste (Ing Telecom)'; 'Fortunat Ramahatandrina'; 'robin raharijaona'; charles rakotonirina; 'Charles RAKOTONIRINA (Ing)'; 'hery rakotovao'; 'FIAVAMA Président'; 'Jean A RAKOTOMALALA'; godeffroy.r...@yahoo.fr; 'Andrianantenaina Jaona (ing)'; 'Bako Ranaivoson (ing)'; ca...@moov.mg; Franck RAZAFINDRABE; rfge...@blueline.mg; 'Harinaivo RAMANANTOANINA (Ing)'; JEAN ANTONIN; Noel ranjatoson; Paul Auguste randriamitantsoa; pandr...@gmail.com; 'RASAMINANANA Olga (Ing)'; 'Rasolojaona Mamy'; 'Vero RAZAFINTSALAMA'; 'Veronique Rakoto Alison (Ing)'; Virginie RAVONIARIMALALA; Virginie RAZANABARY; Willy Rakotomalala Objet: FAMANGIANA MANJO |
Misaotra Président amin’ny fampandrenesana, no sady miala tsiny fa tsy ho tratra ny amin’ny 4 ora any Ilafy na dia nikasa andeha aza.
Misaotra an’izay solontena afaka mandeha ary mirary fiononana ho an’I Bien Aimé sy ny fianakaviany.
Vero
De : Mamy RABENANAHARY
GMAIL [mailto:mamy...@gmail.com]
Envoyé : vendredi 26 septembre 2014 11:06
À : oimb...@googlegroups.com; 'bureauoim@googlegroups. com';
'Josoa Ramamonjisoa'; 'Rijalalaina Rakotosaona'; panj...@moov.mg; 'Mamy
RABENANAHARY'; 'François Naivo RAVALISON'; aube...@moov.mg;
pandr...@gmail.com; 'RAZAFY Harison Vonjy'; 'Francis RAKOTONDRAVONY'; 'JM
SIMON RAKOTOARISON'; 'BELAHY Jean baptiste (Ing Telecom)'; 'Fortunat
Ramahatandrina'; 'robin raharijaona'; charles rakotonirina; 'Charles RAKOTONIRINA
(Ing)'; 'hery rakotovao'; 'FIAVAMA Président'; 'Jean A RAKOTOMALALA';
godeffroy.r...@yahoo.fr; 'Andrianantenaina Jaona (ing)'; 'Bako
Ranaivoson (ing)'; ca...@moov.mg; Franck RAZAFINDRABE; rfge...@blueline.mg;
'Harinaivo RAMANANTOANINA (Ing)'; JEAN ANTONIN; Noel ranjatoson; Paul Auguste
randriamitantsoa; pandr...@gmail.com; 'RASAMINANANA Olga (Ing)';
'Rasolojaona Mamy'; 'Vero RAZAFINTSALAMA'; 'Veronique Rakoto Alison (Ing)';
Virginie RAVONIARIMALALA; Virginie RAZANABARY; Willy Rakotomalala
Objet : FAMANGIANA MANJO
Importance : Haute
