Salama daholo

19 views
Skip to first unread message

fagelot

unread,
Mar 18, 2021, 11:00:01 PM3/18/21
to Malagasy Linux Users Group
Tena efa ela aho no tsy tato amin'ity vondrona (group) ity, ary sendrasendra hitako izao maraina izao indray dia mba manontany aho hoe tsy actif intsony ve (hoe tsy misy linuxien malagasy intsony), sa tsy nahatadidy sahala ahy fotsiny ?

Misaotra antsika rehetra mamaly dia andao mba hikoragna indray ry zalah.

Tosoa Bacca

unread,
Mar 22, 2021, 7:14:52 AM3/22/21
to mg...@googlegroups.com
angamba tsy misy mampiasa linux intsony fotsiny :-)

On Fri, Mar 19, 2021 at 6:00 AM fagelot <fag...@gmail.com> wrote:
Tena efa ela aho no tsy tato amin'ity vondrona (group) ity, ary sendrasendra hitako izao maraina izao indray dia mba manontany aho hoe tsy actif intsony ve (hoe tsy misy linuxien malagasy intsony), sa tsy nahatadidy sahala ahy fotsiny ?

Misaotra antsika rehetra mamaly dia andao mba hikoragna indray ry zalah.

--
Vous recevez ce message, car vous êtes abonné au groupe Google Groupes "Malagasy Linux Users Group".
Pour vous désabonner de ce groupe et ne plus recevoir d'e-mails le concernant, envoyez un e-mail à l'adresse mglug+un...@googlegroups.com.
Cette discussion peut être lue sur le Web à l'adresse https://groups.google.com/d/msgid/mglug/2e530dc7-8894-4d54-8fc6-512f91b5d645n%40googlegroups.com.


--
tosoa.
@elsifaka
+261 3407 70504

Rija Andriamoria

unread,
Mar 22, 2021, 11:11:35 AM3/22/21
to mg...@googlegroups.com
Salama daholo,

Izaho ubuntu fosa zao.
Ny fianakaviana linuxmint 😁

fagelot

unread,
Mar 30, 2021, 5:08:06 AM3/30/21
to Malagasy Linux Users Group
Dia ho sanatria ve nitsoaka an-daharana daholo amin'ny fampiasana Linux ?
Mety sahirana be daholo fotsiny kosa angamba.
Isika koa ohatra vitsikely no membre dia mety efa retirety koa angamba ny sasany.
Raha misy akama mampiasa fantatrareo dia mba tarito hiditra ny groupe é.

fagelot

unread,
Mar 30, 2021, 5:09:36 AM3/30/21
to Malagasy Linux Users Group
Izaho manokana aloha dia mbola tsy mety tafala amin'ny Debian. Mampiasa RedHat indraindray ary efa manomboka misitaka amin'ny CentOS am lé izy ho decommissioned.
Reply all
Reply to author
Forward
0 new messages